Événements et Actualités

Journées Portes Ouvertes du CHUJRB

Journées Portes Ouvertes du CHUJRB

Date: 22 February 2025

⏩Tontosa soamantsara ny varavarana misokatra notanterahina teto amin'ny Hopitaly Befelatanana ny Alarobia 2️⃣7️⃣ sy ny Alakamisy 2️⃣8️⃣ Novambra 2️⃣0️⃣2️⃣4️⃣. 😇 🤝Misaotra ireo olona maro tonga nisitraka ireo tolotra ara-pahasalamana maimaim-poana teto amin'ny Hopitaly Joseph Raseta Befelatanana 🏨 (CHUJRB)😇🥰 ary mankasitraka indrindra ho anireo mpisehatra ara-pahasalamana rehetra🥼👩🏽‍⚕️🩺 niara nisalahy nanatontosa izany hetsika izany.🙏🏽🙏🏽🙏🏽 Mirary soa sy fahasalamana ho antsika rehetra ny #CHUJRB Amin'ny manaraka indray o👋🏽❣️

Victoire Glorieuse de l'Équipe de Football CHU JRB à Mahajanga

Victoire Glorieuse de l'Équipe de Football CHU JRB à Mahajanga

Date: 05 March 2025

🎉Miarahaba ny EKIPA CHU JRB FOOT nibata ny fandresena tamin'ny lalao SPSM tany Mahajanga. Mirary soa anareo hatrany 🎊🥇🏆⚽👏🏽👏🏽👏🏽

Cérémonie de Passation de Direction du CHUJRB

Cérémonie de Passation de Direction du CHUJRB

Date: 08 December 2025

FAMINDRAM-PINTANTANANA ETO ANIVON'NY HOPITALY LEHIBE JOSEPH RASETA BEFELALATANANA (CHUJRB) ✅Tontosa androany Talata 24 Janoary 2023 teto amin'ny efitrano fivorian'ny Hopitaly lehibe Joseph Raseta Befelalatanana (CHUJRB) ny famindram-pintantanana teo amin’ny Profesora Adeline RAHARIVELO, Talen'ny Hopitaly teo aloha, sy ny Profesora Luc Andriamiadana RAKOTOVAO. Talen'ny Hopitaly vaovao. 👉Nanome voninahitra ny fotoana ny Tale Jeneralin'ny Famatsiana ara-pahasalamana, Dr Rado RAZAFIMAHATRATRA, sady nitondra ny teny fankasitrahana sy fisaorana ny Tale teo aloha noho ireo asa vitany teo anivon'ny Hopitaly, ary nirary fahombiazana ho an’ny Tale vaovao, hahaleo, hahalasàna amin’ny andraikitra izay hosahaniny.

Formation

Formation

Date: 21 December 2008

CHUJRB: FAMPIOFANANA IREO MPIASAN'NY HOPITALY ✅Ho fanatsarana ny fomba fandraisana sy fifaneraserana amin'ny marary eny anivon'ny tobim-pahasalamana dia nomena fiofanana teto amin'ny efitrano fivorian'ny Fitaleavana Jeneralin'ny famatsiana ara-pahasalamana Befelatanana, ireo mpiasa eto amin'ny Hopitaly lehibe Joseph Raseta Befelatanana (CHUJRB) nanomboka ny talata 7 Desambra ka hifarana ny zoma 10 Desambra ho avy izao.✅Anisan'ny nisitraka izany fampiofanana izany ireo lehiben'ny sampan-draharaha, mpitsabo, infirmiera, sekretera sy mpanampy arak'asa miasa eto anivon'ity hopitaly lehibe ity, ary nanokatra an'izany tamin'ny fomba ofisialy ny Tale Jeneralin'ny famatsiana ara-pahasalamana, Dr RAZAFIMAHATRATRA Rado.✅Tanjona fanatsarana ny kalitaon'ny fandraisana marary sy ny tolotra omena ny vahoaka eny anivon'ny tobim-pahasalamana.✅Izao no tanteraka dia noho ny fiara-miasa teo amin'ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka, ny Fitaleavana Jeneralin'ny Famatsiana ara-pahasalamana (DGFS) ary ny Fitaleavana misahana ny fampiroboroboana ny fahasalamana (DPS) eo anivon'ny Minisitera.

Don de Médicaments pour le CHUJRB #TousEnsembleNousVaincrons

Don de Médicaments pour le CHUJRB #TousEnsembleNousVaincrons

Date: 21 June 2008

Le Centre Hospitalier Universitaire Joseph Raseta Befelatanana (ex HJRB) a récemment bénéficié d'un don généreux de médicaments essentiels, grâce à la solidarité et à l'engagement de plusieurs partenaires et membres de la communauté. Cette initiative, visant à renforcer les capacités de l'hôpital à fournir des soins de qualité, est un véritable témoignage de l'esprit de solidarité et de la volonté collective d'améliorer la santé publique à Madagascar. Le don, composé de divers médicaments indispensables, permettra d'assurer une meilleure prise en charge des patients et de répondre aux besoins croissants de la population. Parmi les médicaments reçus figurent des antibiotiques, des antiviraux, des analgésiques, ainsi que des médicaments pour les maladies chroniques et les soins d'urgence. Cette contribution est particulièrement précieuse en cette période où les défis sanitaires sont nombreux et variés. La cérémonie de remise des médicaments s'est déroulée en présence de plusieurs personnalités, dont des représentants du Ministère de la Santé Publique, des donateurs, ainsi que des membres du personnel médical et administratif de l'hôpital. Les intervenants ont souligné l'importance de ce geste de solidarité et ont exprimé leur gratitude envers tous ceux qui ont contribué à la réalisation de cette action. Le Directeur Général de l'Hôpital, le Professeur Luc Andriamiadana Rakotovao, a pris la parole pour remercier chaleureusement les donateurs et rappeler l'importance de la collaboration entre les différents acteurs du secteur de la santé. Il a également réaffirmé l'engagement de l'hôpital à utiliser ces ressources de manière efficiente et transparente pour le bénéfice de tous les patients. Ce don de médicaments est une preuve concrète que, ensemble, nous pouvons surmonter les défis et construire un avenir plus sain pour tous. Le CHU Joseph Raseta Befelatanana continue de compter sur le soutien de ses partenaires et de la communauté pour poursuivre sa mission de fournir des soins de santé de qualité à tous. #TousEnsembleNousVaincrons ✊